Sitraka sy telina no atolotra antsika rehetra tonga maro sy nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika Fakan-kevitra momba ny Didim-panjakana fampiharana ny Fehezan-dalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, izay tontosa soa aman-tsara omaly 12 Avrily 2024 teny amin’ny Mining Business Center Ivato.

Misaotra ireo mpitarika isan-tokony eto anivon’ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ireo ratsamangaikany niara-nientana tamin’izany ny Bureau du Cadastre Minier

Lire la suite